Entrée fanatsihana (hatsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [Rajemisa 1985]

Entrée fanatsihana
Partie du discours nom
Définition malgache fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [SLP 1986]
Définition française égouttoir [SLP 1986]

2010/05/06