|
|
|
|

Entrée1  fanavaozana
Radical  2 vao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
5 Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
6 Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
[1.13]
Explications en anglais  7 renewal [1.7]
Explications en français  8 renouvellement, rénovation [1.8]
9 régénération [1.13]
Analogues  10  fihavaozana
Tous les mots composés  11 fanavaozana ny fananan-tany

Mis à jour le 2025/11/09