| Entrée | 1 fanavatsavana |
| Radical | 2 tsavatsava |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|