Entrée | 1 fanazimbana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 zimba |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao |
Explications en français |
5 [1.3#873] L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause |
Exemples |
6 [2.245#] Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. 7 [2.69#] Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. |
Anagrammes | 8 fanazimbana, ifanambazan, nifanambaza |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |