|
|
|
|

Entrée1  fandaharana
Radical  2 lahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana:
5 ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra
6 Fandaminana:
7 Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana
8 Fanaovana kabary na lahateny:
9 Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1]
10 fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13]
Explications en anglais  11 the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7]
Explications en français  12 programme [1.8, 1.13]
13 action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8]
14 rangement [1.13]
Exemples  15  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
16  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
17  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Morphologie 
18  Simple :
19  Préfixée :
Tous les mots composés  20  9 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/17