|
|
|
|

Entrée1  fandahatra
Radical  2 lahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina, na manao kabary:
5 Tsy toy izao akory no fandahatra vilia [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17