Entrée fandakana (lakana)
Partie du discours nom
Définition malgache Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina
¶ Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany
¶ Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany [Rajemisa 1985]

2012/11/10