|
|
|
|

Entrée1  fandana
Radical  2 lala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 [Antambahoaka+Antemoro+Bezanozano+Sihanaka+Tanosy] fisaonana [1.78]
5 Ny fotoana isaonana ny vady maty
6 Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1]
Exemples  7  Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. [4.27#]
8  Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#]
Synonymes  9 fandalaha

Mis à jour le 2026/02/04