| Entrée | 1 fandalina |
| Radical | 2 lalina |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1] |
| Exemples |
5 Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany.
[2.606#]
|
| Anagrammes | 6 fandalañy, 7 fandalina, 8 fandilana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|