|
|
|
|

Entrée1  fandambana
Radical  2 lambana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Tanala] [1.78]
5 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
6 Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
7 Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1]

Anagrammes  8 fanan-damba, 9 fandambana

Mis à jour le 2025/09/12