| Entrée | 1 fandambolamboana |
| Radical | 2 lambolambo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|