|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandatsahana
Radical  2 latsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano.
5 Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!.
6 Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra.
7 Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo.
8 Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao. [1.1]
Tous les mots composés  9 fandatsaham-bato

Entrée (2/2)10  fandatsahana
Radical  11 latsaka
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy. [1.13]
Explications en français  14 éjaculation. [1.13]
Vocabulaire  15  Biologie
Synonymes  16 tsitra

Mis à jour le 2025/11/09