Entrée fandentehana (lentika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
¶ Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
¶ Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay [Rajemisa 1985]
Définition française fixation [SLP 1986]

2009/09/09