Entrée fandikana (dika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
¶ Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
¶ Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
¶ Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise transgression; translation, copying [Hallanger 1973]
Définition française transgression; traduction; copie [Hallanger 1974]

2009/09/01