|
|
|
|

Entrée1  fandotsoana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  lotso
Explications en malgache  4  [1.1] Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao
Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony
Explications en anglais  5  [1.2] [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise.

Mis à jour le 2025/07/29