Entrée fandraiketana (raikitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1]
Explications en français Scellement, liant, fixation [1.13]

Mis à jour le 2023/01/05