|
|
|
|

Entrée1  fandraka tohanam-pively
Mots élémentaires  2 fandraka, 3 tohana, 4 fively
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin' ny hazo na amin' ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17