Entrée fandrantsanana (rantsana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [1.1]
 Fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [1.13]
Explications en français émondage [1.13]
 Instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/20