Entrée | fandraotra (raotra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina mandraotra Amboarana horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely ka atao solom-pihogo hitsikerakerana, hanogoana ny volo [1.1] | |
Fihogo [1.13] | ||
Explications en anglais | Same as fandrao-bolo [1.2] | |
Explications en français | Peigne [1.13] | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fandraotra | |
Anagrammes | afandrotra, fandraotra, fandroatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |