| Entrée | 1 fandrebirebena | 
| Radical | 2 rebireby | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7] | 
| Explications en français | 6   action d'embarrasser, de troubler [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |