Entrée fandroana (andro)
Partie du discours nom
Explications en malgache Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [1.1]
Explications en anglais The Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [1.2]
 A bath, bathing [1.7]
Explications en français Bain [1.8]
Exemples 
1Dia tsy niova ny fomban'ny fandroana; [2.59]
2Ary andro tsy maty ny alin' ny Fandroana. [1.437]
3Ralambo no nankalaza voalohany ny Fandroana. [2.113]
Mots composés 
Proverbes 
Articles 
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20