| Entrée | 1 fandrokidrokiana |
| Radical | 2 rokiroky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena:
5 Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|