Entrée | 1 fanebahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tebaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana |
Explications en français |
5 [1.3#690] L'action de mépriser, la cause |
Exemples |
6 [1.519#] io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. 7 [2.285#] Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. |
Anagrammes | 8 fanahebana, fanebahana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |