|
|
|
|

Entrée1  fanekena
Radical  2 eky
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
5 Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
6 Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
7 fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
Explications en anglais  8 a treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
9 an agreement, a contract, a treaty [1.7]
Explications en français  10 accord, contrat, traité [1.8]
11 acceptation [1.13]
Exemples  12  Natao tao Sarimasy ny fanekena. [2.508#]
13  Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. [1.436#]
Autres orthographes  14 fanaikena
Tous les mots composés  15  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09