Entrée fanemorana (hemotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa [1.1]
Explications en français L'action de renvoyer, de retenir [1.3]
Exemples Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray. [4.27]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/08