Entrée faneranana (serana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandalovana eo anoloan' olona [Rajemisa 1985]

Entrée faneranana
Partie du discours nom
Définition malgache fijerena raha manana ny refy tokony ho izy ny zavatra iray [SLP 1986]
Traduction française calibrage [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31