| Entrée | 1 fangarohana |
| Radical | 2 haroka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina [1.1] |
| Explications en français |
5 action de fouiller, de sonder, l'instrument [1.3] |
| Synonymes | 6 fangarofana, fiharofana, fiharohana |
| Anagrammes | 7 fangarohana, 8 fangorahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|