Entrée fangaronana (harona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena
¶ Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23