Entrée fangatsiahana (hatsiaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1]
Explications en français Le froid, la froidure [1.3]
Exemples tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/08