Entrée fangeja (geja)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [Rajemisa 1985]
 fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [SLP 1986]
Définition française garrot [SLP 1986]
Synonymes figejana

Entrée fangeja
Partie du discours nom
Définition malgache taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [SLP 1986]
Définition française mandrin [SLP 1986]
Vocabulaire 

2009/09/09