Entrée fanginana (gina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [1.1]
Synonymes fahanginana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20