Entrée | 1 fangirifiriana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hirifiry |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy |
Explications en français |
5 [1.3#250] La cuisson, la douleur cuisante |
Exemples |
6 [2.895#] Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka. 7 [2.643#] Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. 8 [2.357#] ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |