Entrée | 1 fanifakifahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 kifakifaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana |
Explications en français |
5 [1.3#328] L’action de repousser, d’écarter, d’expulser |
Exemples |
6 [2.503#] Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |