|
|
|
|

Entrée1 fanimpiriny
Radical  2impiry
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Enti-manontany ny isan' ny namerenana asa iray: Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12