Entrée fanina
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   dizzy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   giddy. [Mal. pening.] [Richardson 1885]
   faint [Hallanger 1973]
Définition française   qui a des vertiges, étourdi [Hallanger 1974]
Dérivations  

Entrée fañina
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] fanekena [Rakotosaona 1972]

Entrée fan~ina
Partie du discours   circumfixe [Mots avec fan~ina]

Mis à jour le 2017/06/30