|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanintona
Radical  2  sintona
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manintona
Azo sintonina [1.1]

Entrée (2/2)5  fanintona
Radical  6  sintona
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1]
9  aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13]
Explications en français  10  convulsion [1.13]
Vocabulaire  11  Santé
Synonymes  12  fanintontsintona

Anagrammes  13 fanintona, 14 fanontany

Mis à jour le 2025/09/12