| Entrée | 1 fanipahana |
| Radical | 2 tsipaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1] |
| Anagrammes | 5 fanapihana, 6 fanipahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|