Entrée fanipazana (tsipy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitorahana: Fanipazana fonjam-by
¶ Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako [Rajemisa 1985]
Définition française projection. [Vocabulaire: Mathématiques: géométrie] [SLP 1986]
Synonymes fanipy

2009/09/09