Entrée fanjairana (zaitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo [1.1]
Explications en anglais The act of sewing, sewing [1.7]
Explications en français L'action de coudre, l’instrument, l’endroit [1.3]
 Couture [1.8]
Exemples 
1Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445]
2ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11