Entrée fanjakana baranahiny (zaka, baranahiny)
Partie du discours expression
Définition malgache fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes fanjakan' i baroa ~ fanjakana raban-tsahona

2013/10/31