|
|
|
|

Entrée1  fanjakazakana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zakazaka
Tous les mots composés 
Explications en français  6  [1.13] domination
Exemples  7  [1.369#] Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra?
8  [2.503#] Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany.
9  [1.320#] Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana.
Vocabulaire  10  Politique

Mis à jour le 2025/08/10