|
|
|
|

Entrée1  fanjariana
Radical  2  zary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra [1.1]
Explications en français  5  L’action de se changer [1.3#869]
Exemples  6  Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26#]
Tous les mots composés  7  12 combinaisons de ce mot

Anagrammes  8 fanjairana, 9 fanjariana

Mis à jour le 2025/10/11