| Entrée | 1 fanjelatra |
| Radical | 2 jelatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977 [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|