|
|
|
|

Entrée1 fanjifana
Radical  2jifa
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 fandaniana tanteraka [1.13]
5 fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Explications en français  6 consommation [1.13]
Exemples  7 Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Vocabulaire  8 Economie
Tous les mots composés  92 combinaisons de ce mot

Anagrammes  10 fañafinja, 11 fanjifana, 12 fifanjana

Mis à jour le 2025/10/08