|
|
|
|

Entrée1 fanodidina
Radical  2hodidina
Partie du discours  3 nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana
Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12