|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanofa
Radical  2 hofa
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
5 Azo hofana [1.1]

Entrée (2/2)6  fanofa
Radical  7 hofa
Partie du discours  8  nom ou adjectif
Explications en malgache  9 Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
10 Azo hofaina [1.1]

Anagrammes  11 fanafo, 12 fanofa

Mis à jour le 2025/09/12