Entrée fanofana (hofa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]

Entrée fanofana (hofa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]

Entrée fanofana (ofana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20