Entrée fanofanana (ofana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   famolavolana [SLP: Voambolana]
   Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy
¶ Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Définition française   formation [SLP: Voambolana]
Exemples   Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Mots composés, titres, noms  

Entrée fanofanana
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] talisman contre la foudre, comme fandemy. [David 1952 (takila F)]

2017/07/27