| Entrée (1/2) | 1 fanoherana |
| Radical | 2 tohitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
5 Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna 6 Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1] |
| Explications en français |
7 L'action de résister, le motif
[1.3#711] |
| Exemples |
8 Andriampanoha no nitarika ny fanoherana.
[2.508#]
9 Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369#] |
| Entrée (2/2) | 10 fanoherana |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en français |
12 Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau.
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulaire | 13 Botanique |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|