Entrée fanohofana (tohoka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona
¶ Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]

Entrée fanohofana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] famonoan-jaza [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   hohoka

Mis à jour le 2010/05/06